Teny iditra | 1 fidilotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina |
Fototeny | 4 dilotra |
Tovy hevitra | 5 fidilorana |
Fivaditsoratra | 6 fidilotra, filoditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |