Teny iditra fifaliana (faly)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firavoana: Androm-pifaliana
Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Happiness, rejoicing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de se réjouir; le plaisir [1.8]
Ohatra 
1Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356]
2ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59]
3Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508]
Voambolana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20