|
|
|
|

Teny iditra 1  fifandisoana
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  fifandisoan-javatra kely toy izany monja dia mety hanova tanteraka ny fiainan' ny olona iray. [2.471#43]
7  Mitarika fifandisoana amin' ny tena demokrasia sy ny demokrasia araka ny fironan-kevitra izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19