Teny iditra | 1 fifohazana |
Fototeny | 2 foha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] awakening; revival |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] réveil ; action de se lever |
Ohatra |
7 Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470#58] 8 Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [2.59#172] |
Fivaditsoratra | 9 fahafoizan, fifohazana, hofafazany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |