|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiharatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  hareza [Taimoro] [1.78]
4  Fomba entina miharatra
5  Lelan-java-maranitra, hareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a small razor or knife, a lancet. Fihatsaka also used. See hareza [1.2]
7  a razor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  rasoir [1.8]
Mpanahaka  9  mangoro, hareza
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  fiharatra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Enti-milaza olona fetsy
16  Olona kinga aoka izany raha hiteny [1.1]
Mpanahaka  17  fetsy

Fivaditsoratra  18  fahiratra, fiharatra, hafaritra, harafitra, harifatra, hifaratra, hifatrara

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29