Teny iditra |
fihetsiketsehana
(hetsiketsika (hetsika))
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Manifestation, mouvement de revendication [1.13]
|
Ohatra |
1 | mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro.
[2.314]
|
2 | Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro.
[2.470]
|
|
|