|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fijery
Fototeny  2 jery
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Ohatra  7  Be no fijery io hofan-trano io; [2.59#211]
8  Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649#235]
9  Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606#8]
10  Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38#376]
11  Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe fijery
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  fijery
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Bara] maso [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21