|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  fikitra
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fikitra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 7  fikitra
Fototeny  8 kitra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina [1.1]

Teny iditra (3/4) 11  fikitra
Sokajin-teny  12  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  26 Fitazonana mafy, fisarangotana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 same as fihitra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 Action de se cramponner, de saisir fortement, de persister, de s’appliquer, opiniâtreté. Ce mot synonyme de fihitra, mais plus généralement usité, se conjugue de la même manière. [1.3]

Teny iditra (4/4) 29  fikitra
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  31 [Tankarana] petit et mince. [1.19]
Tovy hevitra  32 fihitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22