Teny iditra (1/2) | 1 filana |
Fototeny | 2 ila |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish 6 [1.7] a desire, a need; lust |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] désir; besoin; recherche 8 [1.13] besoin |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny filana io |
Teny iditra (2/2) | 21 filana |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [1.2] [Provincial]
for sikidy |
Voambolana |
24 Kilalao |
Fivaditsoratra | 25 afalin, alafin, falina, fanila, filana, lafiña, nafaly, nalafi, nalafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |