Teny iditra |
filana
(ila)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish [1.2]
|
| A desire, a need; lust [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Désir; besoin; recherche [1.8]
|
| Besoin [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
filana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For sikidy
[1.2]
|
Voambolana |
|