Teny iditra | filan-dratsy | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Carnal lust [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Concupiscence, passions [1.8] | ||
Voambolana | Ontam-po | ||
Teny fotony | filana, ratsy | ||
Kamban-teny |
| ||
Lahatsoratra | Randzavola: filan-dratsy ao amin' ny Baiboly | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22 |
![]() |