| Teny iditra | 1 filankevitra |
| Singan-teny | 2 filana, 3 hevitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana
[1.1] 8 fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62#404] 9 toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 accueil, renseignements
[1.64] |
| Ohatra |
11 Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io?
[4.27#]
12 Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#] |
| Tsipelina hafa | 13 filan-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|