|
|
|
|

Teny iditra1  filankevitry ny fampanarahana fitsipika
Singan-teny  2  filankevitra, fampanarahana, fitsipika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo [1.62#404]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25