|
|
|
|

Teny iditra1  filao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-kazo avo mahitsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Betsimisaraka] a tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.19] [Tankarana] fiofio
6  [1.196] Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues. [Betsimisaraka]
Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae). [Merina]
7  [Betsileo]
Ohatra  8  filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#19]
9  Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499#9]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  11  fiofio
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny filao io

Fivaditsoratra  14  afilo, alifo, alofi, alofy, falio, fialo, filao, folia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02