|
|
|
|

Teny iditra 1  sioka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  17 Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1]
Ohatra  18  Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470#41]
Tovy hevitra  19 siaka
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sioka
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  22 akiso, 23 isoka, 24 kaosy, 25 kiosa, 26 kisoa, 27 osika, 28 saoky, sioka, 29 soaky, 30 sokay, 31 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22