Teny iditra (1/2) | 1 fiompana |
Fototeny | 2 ompa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the use of foul or abusive language |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] manière de maudire 7 [1.8] malédiction d'inceste, propos ordurier |
Teny iditra (2/2) | 8 fiompana |
Fototeny | 9 ompana |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] l'état de ce qui est attaché à |
Fivaditsoratra | 13 ampifona, fiompana, mañifa-po, mpifanao, mpiofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10 |