|
|
|
|

Teny iditra1  fisainana (saina)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Filôzôfia
Fanazavàna teny malagasy  4  Fieritreretana: Trano fisainana
5  Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  thinking, reflection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  la pensée, réflexion [1.8]
Ohatra  8  Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68]
9  Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#]
10  I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140]
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny fisainana io

Fivaditsoratra  15  anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10