Teny iditra fisetrasetrana (setrasetra (setra))
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fihetraketrahana
Ohatra Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/04