|
|
|
|

Teny iditra 1  setrasetra
Fototeny  2 setra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Hetraketraka feno avona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 pride, haughtiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 orgueil [1.3#601, 1.8]
10 [duplicatif] hardiesse, fierté, arrogance [1.3#601]
11 hauteur [1.8]
Ohatra  12  Tsy hitony angaha izao setrasetra izao. [2.895#]
13  Tsy dia nifankahazo loatra tamin' ny mponina izy ireo fa be setrasetra. [2.508#]
14  Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' Andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298#]
Voambolana  15  Ontam-po
Tovy hevitra  16 setra
Mpanahaka  17  Setaseta, 18  sotasota

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22