Teny iditra | fitakonana (takona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiafenana, fisaronana [1.1] | |
Teny iditra | fitakonana (takona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Filanjana [1.78] | |
Fiarahana mibata zava-mavesatra. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A palanquin. (prov.) See Filanjana (Lanja) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Le filanjana ou fitacon. Rac. tàkona. [1.19] | |
Mpanahaka | fitakona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |
![]() |