|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fitana (ita)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
5  the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
7  traversée
8  conductibilité [1.13]
Mpanahaka  9  fitsakana.
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fitana io
Lahatsoratra  13  Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4)14  fitana (tana)
Sokajin-teny  15  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
17  Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]

Teny iditra (3/4)18  fitana (tana)
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  provincial for the hand [tanana, held.] [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)21  Fitana
Singan-teny  22  fitana
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  24  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  25  Fitanisana

Fivaditsoratra  26  FIANTA, Fitana, fitana, tafina, FIANTA, Fitana, fitana, tafina

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22