Teny iditra | fitaoman-dratsy | |
Singan-teny | fitaomana ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Tentation [1.5] | |
Ohatra | Ary aza avelanao ho resin'ny fitaoman-dratsy izahay.
[2.996] | |
Tovy hevitra | fakam-panahy | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |