Teny iditra | 1 Fitenena Betsileo |
Zana-dohateny | 2 Lovantsaina III |
Sokajin-teny | 3 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [2.299#11] Ao amin' ny Boky III nanangonan-dRainihifina ny "Lovantsaina Betsileo" , nivoaka tamin' ny taona 1961, dia misy ohabolana 2.002 voalahatra araka ny abidia: voazava ny teny mety tsy ho azo. |
Voambolana |
5 Haisoratra: boky |
Mpanoratra |
6 Rainihifina Jessé |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/09 |