Teny iditra | 1 fitodian-tsambo |
Singan-teny | 2 fitodiana, sambo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toerana eo amoron-dranomasina voavoatra hiantsonan'ny sambo |
Ohatra |
5 Rehefa sendra fitodiantsambo dia nidinamba nandia tany maina. [2.356#] |
Voambolana |
6 Fifamoivoizan-tsambo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |