Teny iditra fitokanan-trano
Singan-teny fitokanana ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny [1.1]
Ohatra Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24