Teny iditra | 1 fitsapankevi-bahoaka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.5#144] référendum |
Ohatra |
4 [4.27#] Hatramin' ny marsa 2009 dia ny fitsapankevibahoaka momba ny Lalàm-panorenana ihany no mba fifidianana vita tamin' ny novambra; |
Voambolana |
5 Lalàna |
Singan-teny | 6 fitsapana, hevitra, vahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |