|
|
|
|

Teny iditra 1  fohazina
Fototeny  2 foha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana
9 Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be wakened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on réveille [1.8]
Ohatra  12  Aoka ny lasa hatory mandrakizay fa aza fohazina intsony, hoy Bina. [2.499#]
13  Dia tsy navelako ho fohazina tamy ny io alina io Raketaka sy Ramasinoro fandrao taitra ka mivadi-pò Ramasy. [2.59#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 fihazona, fohazina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21