|
|
|
|

Teny iditra 1  fohifohy
Fototeny  2 fohy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  5 (duplicatif) [1.3]
Ohatra  6  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472#189]
7  Tsy niloa-bava avy hatrany izy fa niandry fotoana fohifohy vao nanontany hoe: [2.470#23]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19