|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  foi-jaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [zaza, a child.] A grub; an excrescence; a fungus.
Singan-teny  4  foitra, zaza

Teny iditra (2/2)5  foijaza
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Akoran-dandim-bibikely izay ametrahany ny atodiny
Kambo
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  9  foi-jaza, foijaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19