Teny iditra foitra ivoho
Singan-teny foitra ; ivoho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Foitra any an-damosina, zavatra tsy mety hisy, tsy azo heverina: Foitra ivoho izany, Rangahy ity
Gisa mainty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ivoho, behind.] An impossibility. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay C'est comme le nombril sur le dos. Expression pour dire que c' est impossible [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26