|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ivoho
Fototeny  2 voho
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho / Mandry ivohon' ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 behind, on the back side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 par derrière [1.3, 1.8]
13 derrière, au dos, au revers [1.8]
Ohatra  14  Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho. [2.472#120]
15  fololahy sisa mbamin' ialahy ireo nijoro ao ivoho ireo. [2.895#117]
16  Niaraka tamin'izay dia vita fatorana tanana ivoho i Fandrava; [2.895#168]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe ivoho

Teny iditra (2/2) 18  ivoho
Fototeny  19 voho
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 réciproque [1.13]
Voambolana  22  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  ivoho, 23 ovohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19