|
|
|
|

Teny iditra1  fola-damosina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina [1.1]
5  Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Very tired and having a pain in the back. [1.2]
7  A word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back [1.2]
Singan-teny  8  folaka, lamosina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fola-damosina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14