|
|
|
|

Teny iditra 1  lamosina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the back [1.2, 1.7]
6 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 le dos [1.3#382, 1.8]
Ohatra  8  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
9  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
10  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Voambolana  11  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe lamosina
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21