|
|
|
|

Teny iditra1  fola-barotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: varotra
Fanazavàna teny malagasy  4  fampihenam-bidy ataon' ny mpivarotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Reduction in price [1.2]
Tovy hevitra  6  fola-banga
Singan-teny  7  folaka, varotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29