Teny iditra | 1 fola-damosina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy | 4 folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina 5 Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 6 Very tired and having a pain in the back. 7 a word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back [1.2] |
Singan-teny | 8 folaka, lamosina |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny fola-damosina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14 |