Teny iditra | folaka andry niankinana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1] | |
Tovy hevitra | toro vato nandiavana | |
Teny fotony | folaka, andry niankinana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |
![]() |