| Teny iditra | 1 fongana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Tsy misy tavela, rava, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay
15 Lany nolanina, lasa daholo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 spent, consumed, wasted.
[1.2] 17 completely destroyed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 complètement détruit
[1.8] |
| Mpanahaka | 19 mafafa, 20 majifa, 21 tapitra, 22 Tsy misy miangana |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fongana |
| Fivaditsoratra | 24 fangona, 25 fanonga, fongana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|