|
|
|
|

Teny iditra1  foto-kevitra
Singan-teny  2  fototra, hevitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra
5  [1.13] fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] idéologie
7  [1.66.fr#918] thèse
8  [1.5#143] thème
Ohatra  9  Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [1.369#]
10  Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17]
Voambolana  11  Filôzôfia
Tovy hevitra  12  firehan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10