Teny iditra 1/2 foto-bolo
Singan-teny fototra ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fakan' ny volo, volo iray fehezana rehefa randranina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [volo, hair.] A lock or plait of hair. [1.2]
Voambolana 

Teny iditra 2/2 foto-bolo
Singan-teny fototra ; volo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano] (de fototra : pied, souche et volo : bambou) Souche d'un bambou, Bambusa sp. ou Dendrocalamus sp. ; éclat permettant de multiplier les bambous. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31