Teny iditra | foto-kevitra | ||||
Singan-teny | fototra ; hevitra | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra [1.1] | ||||
Fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana [1.13] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Idéologie [1.13] | ||||
Thèse [1.66] | |||||
Thème [1.5] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Filôzôfia | ||||
Tovy hevitra | firehan-kevitra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09 |