|
|
|
|

Teny iditra1  foto-pe
Singan-teny  2  fototra, fe
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny faritra ambony amin' ny fe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the top of the thigh.
6  [1.7] the upper part of the thigh
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] le haut de la cuisse
Ohatra  8  dia nihetsika mafy indray nilohalika sy ny fotope, ka Rajaofera mivady sy Iarison niaraka amiko nonitsabo ahy tany. [2.59#]
Voambolana  9  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07