|
|
|
|

Teny iditra 1  fotorana
Fototeny  2 fototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana
9 Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga
10 Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer
12 to be searched out, to be examined to the very root. [1.2]
13 to be investigated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on examine à fond [1.8]
Ohatra  15  Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! [2.296#]
16  Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? [2.314#]
17  Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. [2.587#]
Tsipelina hafa  18 fotorina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21