Teny iditra | 1 fototeny |
Singan-teny | 2 fototra, teny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haiteny |
Fanazavàna teny malagasy |
5 teny niavian' ny teny iray ara-piforonana, ohatra "sarahina", avy amin' ny fototeny hoe "saraka" [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 (foto-teny) root of a word, etymology. [1.2] 7 (foto-teny) the theme or root of a word [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 la racine d'un mot [1.8] 9 radical [1.13] |
Ohatra |
10 alohan' ny fototeny hiharan' ny fahaizana na alohan' ny anaran' ny hainy manokana io. [2.245] 11 Ao amin' ny tantara raza koa dia ahitana io fototeny "arana" io, saingy latsaka ny faran-teny -na, tahaka izay fahita amin' ny fitenim-paritra maro indrindra fa amin'iny ilany andrefana-atsimo iny. [2.606] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |