Teny iditra fotsy rora
Singan-teny fotsy ; rora
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona tsy ankatoavina ny anatra na torohevitra omeny: Aza atao fotsy rora ireo ray aman-dreninareo! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of one who cannot be believed, or one whose words are disregarded. [1.2]
 Who speaks but is not listened to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont les ordres sont négligés [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21