Teny iditra frezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana mihodinkodina manana zoro na nify maranitra entina hikaohana vy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fraise [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra frezy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Strawberry [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Fraise [3.1]
Ohatra Eo ambony latabatra, ela tsy nisy na inona na inona fony mbola fisaka ny kitapom-bola, hisavovona ny sakafo nonofinofisina : nofon-kena, akoho, saosisy, frezy, voankazo tsy an' erany [1.369]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10