|
|
|
|

Teny iditra 1  galona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4 Ribà matevina misy tsorian-kofehy volamena na volafotsy apetaka amin' ny vozona na lohatanana na tratran' akanjo ho mari-pahamboniana sy voninahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 gold or silver lace [1.2]
6 gold braid or marks of rank on uniforms [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 galon [1.3#194, 1.8]
Ohatra  8  Rakotra galona ny tratrany. [2.442#43]
9  Lopotra sy galona, ka tafaray samy soa. [2.558]
10  ary ny galona tsy azon'ny razanay, azonay [2.298#60]
11  Sao dia hatositosika ireo zanak' olona efa tia anao loatra, rehefa miravaka galona volamena ny sandrinao! [2.499#20]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe galona
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 angola, galòna, 15 Golana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21