Teny iditra (1/2) | 1 garabola |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy 4 [1.62#471] sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy 5 [1.62#471] sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] classe maternelle |
Ohatra |
7 Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony [4.27] 8 Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana? [4.27] |
Voambolana |
9 Fianarana |
Mpanahaka | 10 tongavola, rosovola, kingavola, haivola |
Lohateny | 11 Garabola (FOFAFIPE) |
Teny iditra (2/2) | 12 Garabola |
Singan-teny | 13 garabola |
Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Voambolana |
15 Fianarana |
Mpanoratra |
16 FOFAFIPE |
Mpanonta printy |
17 , 1992, 2000. Haavony: 24cm. Ambainy: 18cm. Takila: 96 |
Fivaditsoratra | 18 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |