|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy misy feo re: Gina ny tanàna
4  Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ
5  Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  for ngina [Provincial] [1.2]
7  silent, solitary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197]
9  silencieux, solitaire [1.8]
Ohatra  10  gina ny tanàna (Le village est silencieux) [1.3]
11  gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3]
12  Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3]
13  gina ny olona rehetra. [2.298]
14  Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356]
15  Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69]
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny fameno :
18  Anarana :
19  Mpamaritra :
20  unkLabel:5av: :
Tovy hevitra  21  gingina
Mpanahaka  22  kina, sina, mangina, tankina, tsymiteny, tsymiloabava, tsymiloapeo, tsymitenytsymivolana, mihimoka, mizaimolotra, mikombombava, tsyahitanteny, mafyvava, vitsyteny, misarakaamanteny, moana

Teny iditra (2/2)23  gina
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25  a very loud report [1.2]

Fivaditsoratra  26  angy, gani, gina, inga

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27