|
|
|
|

Teny iditra 1  goavana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Lehibe makadiry sady lava, ngezabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 huge, immense and good looking. See goay. [1.2]
6 huge, enormous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Tankarana] immense. [1.19]
8 énorme [1.3, 1.8]
9 grand, corpulent [1.3]
Ohatra  10  Tolona goavana anefa izany. [2.472#194]
11  goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [2.528#115]
12  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132]
13  Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [2.245#178]
Tovy hevitra  14 goay, goaibe, goavambe
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe goavana

Fivaditsoratra  goavana, 16 voagana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22