|
|
|
|

Teny iditra 1  goay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [1.78]
5 Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 huge. [1.2]
7 huge, colossal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] immense. [1.19]
9 énorme, colossal [1.8]
Ohatra  10  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Tovy hevitra  11 goaibe, goavambe, goavana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how goay

Fivaditsoratra  13 Gaio, goay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22